Tsy toy izany va ny fianakaviako amin’Andriamanitra? Satria fanekena mandrakizay no nataony tamiko, voalamina sy voatandrina tsara indrindra; ka hampitsimohiny tokoa ny famonjena ahy rehetra sy ny sitraky ny fony rehetra.
1Tantara 16:17 - Baiboly Katolika izay naraikiny ho lalàna tamin’i Jakôba, ary ho fanekem-pihavanana mandrakizay ho an’i Israely, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an’Israely DIEM PROTESTANTA Naoriny ho zo raikitra ho an’i Jakôba izany ho fanekempihavanana mandrakizay ho an’ny taranak’i Israely, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Naoriny ho zo raikitra ho an’i Jakôba izany ho fanekempihavanana mandrakizay ho an’ny taranak’i Israely, Baiboly Protestanta Malagasy Izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba Sy ho fanekena mandrakizay ho an’Isiraely, Malagasy Bible Izay naoriny ho lalàna ho an'i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an'Isiraely, La Bible en Malgache izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an’Israely |
Tsy toy izany va ny fianakaviako amin’Andriamanitra? Satria fanekena mandrakizay no nataony tamiko, voalamina sy voatandrina tsara indrindra; ka hampitsimohiny tokoa ny famonjena ahy rehetra sy ny sitraky ny fony rehetra.
Ka hoy Aho: Hoentiko ianareo hiakatra avy any Ejipta, izay amoretana anareo, ho any amin’ny tanin’ny Kananeanina, ny Heteanina, ny Amôreana, ny Ferezeanina, ny Heveanina ary ny Jeboseanina, any amin’ny tany tondra-dronono aman-tantely.
Atongilano ny sofinareo, ka mankanesa atỳ amiko; mihainoa ka aoka ho velona ny fanahinareo. Ary hanao fanekena mandrakizay aminareo Aho, ka hanome anareo ny fahasoavana nampanantenaina an’i Davida.
Mihainoa ny teny amin’izao fanekena izao, ianareo; ary mitenena amin’ny olona any Jodà, sy amin’ny mponina ao Jerosalema,
Ary enga anie ka ny Andriamanitry ny fiadanana, izay nanatsoaka tamin’ny fahafatesana an’ilay Mpiandry ondry lehibe noho ny ran’ny fanekena mandrakizay, dia i Jesoa Tompontsika,