1Tantara 15:25 - Baiboly Katolika
Dia niainga i Davida sy ny loholon’i Israely ary ny tomponarivo, hampiakatra ny fiaran’ny faneken’i Iaveh tao an-tranon’i Obededôma tamin’ny fifaliana.
Jereo ny toko
I Davida sy ny loholon’ny Israely mbamin’ny mpifehy arivo no nandeha hampiakatra amim-pifaliana ny vata misy ny faneken’NY TOMPO avy tao an-tranon’i Obeda-Edoma.
Jereo ny toko
Feno fifaliana i Davida sy ny loholon’i Israely mbamin’ny komandin-tafika mifehy arivo no nandeha hampakatra ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO, avy ao an-tranon’i Hôbeda-Edôma.

Ary Davida sy ny loholon’ny Isiraely mbamin’ny mpifehy arivo no nandeha hampakatra ny fiaran’ny faneken’i Jehovah avy tao an-tranon’i Obed-edoma tamin’ny fifaliana.
Jereo ny toko
Ary Davida sy ny loholon'ny Isiraely mbamin'ny mpifehy arivo no nandeha hampakatra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah avy tao an-tranon'i Obed-edoma tamin'ny fifaliana.
Jereo ny toko
I Davida sy ny loholon’ny Israely mbamin’ny mpifehy arivo no nandeha hampiakatra amim-pifaliana ny vata misy ny faneken’NY TOMPO avy tao an-tranon’i Obeda-Edoma.
Jereo ny toko