Ezra 6:16 - Baiboly Katolika16 Ary ny zanak’i Israely, ary ny olona sisa tamin’ny zanaky ny fahababoana, dia samy nitokana ny tranon’Andriamanitra tamin-kafaliana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ary ny Zanak’Israely, na ny mpisorona, na ny levita, na ny olona sisa izay nody avy tamin’ny fahababoana dia nitokana io tranon’Andriamanitra io tamin’ny fifaliana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Ny Israelita nody avy any an-tsesitany, na mpisorona na levita na ny sarambabem-bahoaka, dia nitokana ny tranon’Andriamanitra tamim-pifaliana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ny Israelita nody avy any an-tsesitany, na mpisorona na levita na ny sarambabem-bahoaka, dia nitokana ny tranon’Andriamanitra tamim-pifaliana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary ny Zanak’Isiraely, na ny mpisorona, na ny Levita, na ny olona sisa izay nody avy tamin’ny fahababoana, dia nitokana io tranon’Andriamanitra io tamin’ny fifaliana; Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary ny Zanak'Isiraely, na ny mpisorona, na ny Levita, na ny olona sisa izay nody avy tamin'ny fahababoana, dia nitokana io tranon'Andriamanitra io tamin'ny fifaliana; Jereo ny toko |
Tamin’izany andro izany, dia notendrena ny olona hitandrina ny efitrano fitahirizana, hasiana ny fanatitra voatokana, ny voaloham-bokatra, ny fahafolon-karena; ary nasaina nangonin’izy ireo, avy any amin’ny faritanin’ny isan-tanàna, ny anjaran’ny mpisorona sy ny Levita voadidin’ny lalàna, fa nahafaly an’i Jodà ny nahita ireo mpisorona sy Levita, samy eo amin’ny anjara toerany avy,