Raha mbola nipetraka teo amin’izany tany izany i Israely dia avy i Robena ka nandry tamin’i Balà, vaditsindranon-drainy; ary nandre izany i Israely. Roa ambin’ny folo no isan’ny zanakalahin’i Jakôba.
1Tantara 12:25 - Baiboly Katolika Tamin’ny taranak’i Simeôna, 7.100 lahy, samy lehilahy mahery an’ady. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny taranak’i Simeona dia zato sy fito arivo, lehilahy mahery sady matanjaka amin’ny ady. DIEM PROTESTANTA Tamin’ny taranak’i Joda, dia nisy 6 800 lahy mpitondra ampinga sy lefona sady vonona hiady. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny taranak’i Joda, dia nisy 6 800 lahy mpitondra ampinga sy lefona sady vonona hiady. Baiboly Protestanta Malagasy Tamin’ny taranak’i Simeona, zato amby fito arivo, lehilahy mahery sady matanjaka amin’ny ady. Malagasy Bible Tamin'ny taranak'i Simeona, zato amby fito arivo, lehilahy mahery sady matanjaka amin'ny ady. La Bible en Malgache Tamin’ny taranak’i Simeona dia zato sy fito arivo, lehilahy mahery sady matanjaka amin’ny ady. |
Raha mbola nipetraka teo amin’izany tany izany i Israely dia avy i Robena ka nandry tamin’i Balà, vaditsindranon-drainy; ary nandre izany i Israely. Roa ambin’ny folo no isan’ny zanakalahin’i Jakôba.
Tamin’ny taranak’i Jodà, 6.800 lahy mitondra ampinga aman-defona, hary fiadiana mba hiady.
i Obadià zanak’i Semeià zanak’i Galala zanak’Iditona; i Barakià zanak’i Asà zanak’i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan’ny Netôfatianina.