1Tantara 12:17 - Baiboly Katolika
Nivoaka hitsena azy ireo i Davida sady niteny, nanao taminy hoe: «Raha hevi-pihavanana no ahatongavanareo atỳ amiko, mba hanampy ahy, dia hitongilana aminareo ny foko hikambanantsika; fa raha hamadika sy hanolotra ahy amin’ny fahavaloko kosa, nefa tsy misy an-keriny nataon’ny tanako, dia ny Andriamanitry ny razantsika no aoka hijery sy hamaly izany.»
Jereo ny toko
Nandeha hitsena azy i Davida ka niteny taminy hoe: Raha fihavanana no iavianareo atỳ amiko hanampy ahy dia hikambana isika; fa raha avy hamadika ahy ho azon’ny fahavaloko kosa ianareo, nefa tsy mba nanao an-keriny ny tanako, dia Andriamanitry ny razantsika no hijery sy hamaly izany.
Jereo ny toko
Nisy koa avy amin’ny fokon’i Benjamîna sy i Joda tonga hitady an’i Davida tao amin’ny toby fiarovana.
Jereo ny toko
Nisy koa avy amin’ny fokon’i Benjamîna sy i Joda tonga hitady an’i Davida tao amin’ny toby fiarovana.
Jereo ny toko
Ary Davida nivoaka hitsena azy ka niteny taminy hoe: Raha fihavanana no ihavianareo atỳ amiko hanampy ahy, dia hikambana isika; fa raha avy hamadika ahy kosa hianareo ho azon’ny fahavaloko, nefa tsy mba nanao an-keriny ny tànako, dia Andriamanitry ny razantsika no hijery sy hamaly izany.
Jereo ny toko
Ary Davida nivoaka hitsena azy ka niteny taminy hoe: Raha fihavanana no ihavianareo atỳ amiko hanampy ahy, dia hikambana isika; fa raha avy hamadika ahy kosa ianareo ho azon'ny fahavaloko, nefa tsy mba nanao an-keriny ny tanako, dia Andriamanitry ny razantsika no hijery sy hamaly izany.