Izao no taranak’i Esao, izay Edôma ihany: Naka vady tamin’ny zanaka vavin’i Kanaana i Esao.
1Tantara 1:35 - Baiboly Katolika Zanak’i Esao: i Elifaza, i Rahoela, i Jehosa, i Ihelona ary i Kôre. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Esao dia i Elifaza, i Regoela, i Jeosy, i Jalama ary i Kora. DIEM PROTESTANTA Ny zanalahin’i Hesao dia Elifaza sy i Rehoela, i Jehisa sy i Jahelama ary i Kôrà. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanalahin’i Hesao dia Elifaza sy i Rehoela, i Jehisa sy i Jahelama ary i Kôrà. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Esao dia i Elifaza, i Regoela, i Jeosy, i Jalama ary i Kora. |
Izao no taranak’i Esao, izay Edôma ihany: Naka vady tamin’ny zanaka vavin’i Kanaana i Esao.