Zakaria 9:7 - DIEM PROTESTANTA7 Hoesoriko eny am-bavany ny hena tsy nalatsa-dra na naterina tamin’ny sampy. Ary ny sisa velona amin’ny vahoakany dia hanana Ahy koa ho Andriamanitra, ka hitovy amin’ny iray tarika ao anatin’ny fokon’i Joda. I Hekrôna koa hiditra ho vahoakako toy ny nataon’ireo Jebôsita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Hesoriko eny am-bavany ny rany ary tsy ho eny anelanelan’ny nifiny ny fahavetavetany; ary izy koa dia ho sisa ho an’Andriamanitsika sy ho toy ny lohany amin’i Joda, ary i Ekrona dia ho toy ny Jebosita. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Hoesoriko eny am-bavany ny hena tsy nalatsa-dra na naterina tamin’ny sampy. Ary ny sisa velona amin’ny vahoakany dia hanana Ahy koa ho Andriamanitra, ka hitovy amin’ny iray tarika ao anatin’ny fokon’i Joda. I Hekrôna koa hiditra ho vahoakako toy ny nataon’ireo Jebôsita. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Hoesoriko avy any am-bavany ny rany; ary avy eo anelanelan’ny nifiny ny fahavetavetany; ka izy koa dia ho sisa ho an’ny Andriamanitsika; ho toy ny lohany amin’i Jodà, ary i Akarôna ho toy ny Jeboseanina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Hesoriko eny am-bavany ny rany, Sy ny fahavetavetany tsy ho eny anelanelan’ny nifiny; Ary izy koa ho sisa ho an’Andriamanitsika Sy ho toy ny lohany amin’ny firenen’i Joda, Ary Ekrona ho toy ny Jebosita, Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Hesoriko eny am-bavany ny ràny, Sy ny fahavetavetany tsy ho eny anelanelan'ny nifiny; Ary izy koa ho sisa ho an'Andriamanitsika Sy ho toy ny lohany amin'ny firenen'i Joda, Ary Ekrona ho toy ny Jebosita. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Hesoriko eny am-bavany ny rany ary tsy ho eny anelanelan’ny nifiny ny fahavetavetany; ary izy koa dia ho sisa ho an’Andriamanitsika sy ho toy ny lohany amin’i Joda, ary i Ekrona dia ho toy ny Jebosita. Jereo ny toko |
Ary nirahin’Andriamanitra hankany Jerosalema ilay anjely mba handringana azy; saingy, raha iny nandringana tao iny ilay anjely, ny TOMPO kosa nijery ka nanenina ny amin’izany loza izany sady niteny tamin’ilay anjely mpandringana hoe: –Aoka izay! Aketraho ny tananao ankehitriny! Tamin’izay ity anjelin’ny TOMPO dia nitsangana teo anilan’ny famoloan’ilay Jebosita atao hoe Araonà.