Zakaria 9:3 - DIEM PROTESTANTA3 Ary i Tiro nanao manda mafy ho azy; volafotsy matevina tahaka ny vovoka no voaangony ary koa volamena mivongana toy ny fotaka eny an-dalambe. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 I Tiro dia nanao manda mafy ho an’ny tenany ka nanangona volafotsy ohatra ny vovoka sy volamena tsara ohatra ny fotaka eny an-dalambe. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ary i Tiro nanao manda mafy ho azy; volafotsy matevina tahaka ny vovoka no voaangony ary koa volamena mivongana toy ny fotaka eny an-dalambe. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 I Tira dia nanao trano mimanda ho azy, nanangona volafotsy hoatra ny vovoka, sy volamena hoatra ny fotaka eny an-dalambe. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary Tyro nanao mànda mafy ho azy Ka nanangona volafotsy hoatra ny vovoka Sy volamena tsara hoatra ny fotaka eny an-dàlambe. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary Tyro nanao manda mafy ho azy Ka nanangona volafotsy hoatra ny vovoka Sy volamena tsara hoatra ny fotaka eny an-dalambe. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 I Tiro dia nanao manda mafy ho an’ny tenany ka nanangona volafotsy ohatra ny vovoka sy volamena tsara ohatra ny fotaka eny an-dalambe. Jereo ny toko |
Ny fanananao sy ny vokatrao mbamin’ny entam-barotrao rehetra, ny tantsambonao sy ny mpanampy azy, ireo mpanamboatra ny simba amin’ny vatan-tsambonao, ireo mpivarotra mpanondrana entana, ny miaramila rehetra niasa tao aminao, ary ny vahoaka rehetra nandeha taminao, dia samy nilentika any an-dranomasina tamin’ny andro naharendrika anao.