Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 6:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ary nisy baikon’ny TOMPO tamiko nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ary nisy baikon’ny TOMPO tamiko nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 ARY tonga tamiko ny tenin’i Jehovah nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 6:9
3 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny volana fahavalon’ny taona faharoa nanjakan’i Dariôsa dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Zakarià mpaminany zanakalahin’i Berekià sady zafikelin’i Hidào.


Ary tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Dariôsa, fony andro fahefatry ny volana fahasivy na ny volana Kisleo, no nisy hafatry ny TOMPO tamiko.


Ary nisy tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao tamiko nanao hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra