Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 6:10 - DIEM PROTESTANTA

10 –Raiso ny fanomezana entin’i Helday sy i Tôbià ary Jedahià, ka mankanesa izao anio izao any an-tranon’i Jôsià zanakalahin’i Tsefanià, ilay novantanin’izy telo lahy raha vao tonga avy tany Babilôna izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Mandraisa avy amin’ny fananan’ny babo, dia avy amin’ny fananan’i Helday sy i Tobia ary i Jedaia, eny, mandehana ianao izao anio izao ihany ka midira ao an-tranon’i Josia, zanak’i Zefania, izay novantaniny nony vao tonga avy tany Babilona izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 –Raiso ny fanomezana entin’i Helday sy i Tôbià ary Jedahià, ka mankanesa izao anio izao any an-tranon’i Jôsià zanakalahin’i Tsefanià, ilay novantanin’izy telo lahy raha vao tonga avy tany Babilôna izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 «Handray avy eo an-tanan’ireo babo ianao, dia avy eny an-tanan’i Holdaì sy i Tobia ary i Idaia; - ka ny tenanao no handeha amin’izany andro izany ho any an-tranon’i Josiasa, izay nidiran’izy ireo, nony vao tonga avy any Babilôna izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Mandraisa avy amin’ny babo, dia amin’i Helday sy Tobia ary Jedaia, eny, mandehana amin’izany andro izany ihany hianao, ka midira ao an-tranon’i Josia, zanak’i Zefania, izay novantaniny nony vao tonga avy tany Babylona izy,–

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Mandraisa avy amin'ny babo, dia amin'i Helday sy Tobia ary Jedaia, eny, mandehana amin'izany andro izany ihany ianao, ka midìra ao an-tranon'i Josia, zanak'i Zefania, izay novantaniny nony vao tonga avy tany Babylona izy,

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 6:10
7 Rohy Ifampitohizana  

Dia nosamborin’ny filohan’ny mpiambina i Seraià mpisorombe sy i Tsefanià lefiny ary ireo mpisorona telo lahy mpiandry varavarana.


Ary hitondra ireo rehetra mpiray firenena aminareo avy amin’ny firenen-drehetra kosa ireto hafa firenena ireto. Mitaingin-tsoavaly ny mpiray firenena aminareo, entina an-kalesy na am-pilanjana, mitaingina boriky na rameva hatrany an-tendrombohitro masina any Jerosalema. Izany no ho fanatitr’ireo hafa firenena ho Ahy TOMPO, ka horaisiko tahaka ny fanatitra entin’ireo Israelita ao anaty lovia madio hankao an-tranoko.


ka nanao hoe: –Eny, enga tokoa anie mba ho araka izay nolazainao no hataon’ny TOMPO! Hotanterahiny anie izay nambaranao ka haveriny avy any Babilôna hanketo indray ireo fanaka rehetra tao an-tranon’ny TOMPO miaraka amin’ny babo rehetra!


Taona maro no tsy naha tao Jerosalema ahy vao tafaverina indray aho nitondra vola ho fanampiana ny fireneko ary hanolotra fanatitra amin’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra