Zakaria 6:11 - DIEM PROTESTANTA11 Ary hakànao volafotsy sy volamena izany, dia hanaovanao satroboninahitra ka hapetrakao eo an-dohan’i Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Eny, mandraisa volafotsy sy volamena ka anaovy satroboninahitra izany dia apetraho eo an-dohan’i Josoa, zanak’i Jozadaka, mpisoronabe. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ary hakànao volafotsy sy volamena izany, dia hanaovanao satroboninahitra ka hapetrakao eo an-dohan’i Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky; Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 - ka mandraisa volafotsy sy volamena, hanaovanao satroboninahitra, dia ataovy eo an-dohan’i Jesosy, mpisorona lehibe, zanak’i Josedeka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 eny, mandraisa volafotsy sy volamena, ka ataovy satroboninahitra, dia apetraho eo an-dohan’i Josoa, zanak’i Jozadaka, mpisoronabe; Jereo ny tokoMalagasy Bible11 eny, mandraisa volafotsy sy volamena, ka ataovy satro-boninahitra, dia apetraho eo an-dohan'i Josoa, zanak'i Jozadaka, mpisoronabe; Jereo ny toko |
Tamin’izay i Jesoa, zanakalahin’i Jôtsadàka, sy ireo mpisorona mpiombom-panompoana aminy, ary koa i Zerôbabela, zanakalahin’i Sealtiela, sy ireo olona iray tarika aminy no nirotsaka nanorina ny alitaran’Ilay Andriamanitr’i Israely mba hanolorana sorona dorana manontolo, araka izay voasoratra ao amin’ny lalànan’i Mosesy, olon’Andriamanitra.
Koa izao no teny hentitra avy amiko TOMPO: Mahereza, ry Zerobabela! Mahereza, ry Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky. Mahereza, ianareo rehetra sarambabem-bahoakan’ity tany ity; teny hentitra avy amiko TOMPO izany. Miasà fa Izaho no miaraka aminareo, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPOn’izao rehetra izao,