Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 6:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Fa niantso ahy ny Tompo ka nanao tamiko hoe: –Jereo fa ireo niroso nankamin’ny faritany avaratra dia hampidina ny Fanahiko amin’io faritany io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Dia niantso mafy tamiko NY TOMPO hoe: Indro, ireo izay mivoaka mankany amin’ny tany avaratra dia nampionona ny fahatezerako tany amin’ny tany avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Fa niantso ahy ny Tompo ka nanao tamiko hoe: –Jereo fa ireo niroso nankamin’ny faritany avaratra dia hampidina ny Fanahiko amin’io faritany io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Ary niantso ahy izy, ka nanao tamiko hoe: «Jereo, fa ireo nivoaka ho amin’ny tany avaratra, dia nampionona ny fanahiko tamin’ny tany avaratra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Dia nitaraina mafy tamiko izy ka niteny tamiko hoe: Indro, ireo izay mivoaka mankamin’ny tany avaratra dia nampionona ny fanahiko tany amin’ny tany avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Dia nitaraina mafy tamiko izy ka niteny tamiko hoe: Indro, ireo izay mivoaka mankamin'ny tany avaratra dia nampionona ny fanahiko tany amin'ny tany avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Dia niantso mafy tamiko NY TOMPO hoe: Indro, ireo izay mivoaka mankany amin’ny tany avaratra dia nampionona ny fahatezerako tany amin’ny tany avaratra.

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 6:8
15 Rohy Ifampitohizana  

Raha tezitra aminao ny mpampiasa anao, dia aza miala amin’ny toeranao; fa ny fihetsika tony misoroka fahadisoana be vava.


Noho izany ny TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao, Ilay Maherin’i Israely, dia manao teny hentitra hoe: «Loza! hiala vonkina amin’ny mpanohitra Ahy Aho, ary hamaly faty amin’ireo fahavaloko!


Mivoria ka mihainoa ianareo rehetra: Ilay tiako no hanatanteraka izay sitrapoko amin’i Babilôna sy amin’ny taranaky ny Kaldeanina. Kanefa iza taminareo moa no nanambara izany? Tsy misy.


Hanamparako ny fahatezerako ianao ambara-pahafaka ny hasarotam-piaroko; amin’izay vao hionona Aho ka tsy hisafoaka intsony.


Amin’izay dia hahatsiaro ny lasa ianao ka ho menatra tsy hahateny, fa Izaho kosa hamela anao amin’izay ratsy rehetra nataonao. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.»


Ry Jerosalema, nandoto tena tamin’ny filibànao ianao. Te ho nanadio anao Aho, nefa tsy nety voadio ianao. Koa tsy hadio ho afaka amin’ny fahalotoanao ianao ambara-pialan’ny fahatezerako manontolo aminao.


Hampihariko hatramin’ny farany ny fahatezerako ary hanaranako fo ny fahavinirako ka hampariko aminareo ny valifatiko. Amin’izay dia ho fantatrareo fa Izaho TOMPO no niteny izany taminareo satria tsy zakako ny fivadihanareo, ka nampihariko taminareo hatramin’ny farany ny fahavinirako.


kanefa kosa mirehi-pahatezerana mafy amin’ireo firenen-kafa matoky tena loatra; satria fony Aho mbola tezitra kely tamin’i Israely, no nampitombo fahoriana azy kosa ireo.


Ary hoy i Samsôna tamin’ireo: –Satria nanao izany ianareo, dia tsy hijanona aho raha tsy efa mahavalifaty izay nataonareo.


Fa teo an-tananareo no nanoloran’Andriamanitra an’i Hôreba sy i Zeeba lehiben’ny Midianita. Koa inona izay vitako raha oharina amin’ny nataonareo? Dia nitony ny fahatezeran’ireo Efraîmita, rehefa nandre izany tenin’i Gidehôna izany izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra