Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 5:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Dia nanontaniako ilay anjely niresaka tamiko hoe: –Hoentin’izy ireo aiza moa ity vata?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Dia hoy aho tamin’ilay anjely niresaka tamiko: Ho aiza no itondran’ireto ny vata famarana?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Dia nanontaniako ilay anjely niresaka tamiko hoe: –Hoentin’izy ireo aiza moa ity vata?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Ka hoy aho tamin’ilay vehivavy niresaka tamiko: «Hoentiny ho aiza ity efah?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Dia hoy izaho tamin’ilay anjely niresaka tamiko: Ho aiza no itondran’ireto ny vata famarana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Dia hoy izaho tamin'ilay anjely niresaka tamiko: Ho aiza no itondran'ireto ny vata famarana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Dia hoy aho tamin’ilay anjely niresaka tamiko: Ho aiza no itondran’ireto ny vata famarana?

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 5:10
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary nanontaniako ilay anjely niresaka tamiko hoe: –Inona moa no dikan’ireo tandroka ireo? Dia hoy ny navaliny ahy: –Ireo no firenena matanjaka izay nampihahaka ny mponin’i Joda sy i Israely ary i Jerosalema.


Ka hoy izy tamiko: Any Mezôpôtamia, fa any no hanaovana tempoly ho azy ka hametrahana azy eo ambonin’ny vodivato hitoerany.


Raha nanopy maso aho, dia indreo hitako nisy vehivavy roa nanidina; ny rivotra no nanampy tosika ny elany, fa nanana elatra toy ny an’ny vano izy. Noraisin’izy roa vavy ilay vata ka nentiny nisidina teny amin’ny habakabaka.


Dia nanontaniako ilay anjely niresaka tamiko hoe: –Inona moa no dikan’ireo kalesy ireo, tompoko?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra