Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 4:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Tamin’izay ilay anjely niresaka tamiko dia nanontaniako hoe: –Inona moa no dikan’ireo, Tompoko?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Dia niteny tamin’ilay anjely niresaka tamiko aho hoe: Inona moa ireo, tompoko?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Tamin’izay ilay anjely niresaka tamiko dia nanontaniako hoe: –Inona moa no dikan’ireo, Tompoko?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Dia notohizako ny teniko, ka hoy aho tamin’ilay Anjely niresaka tamiko: «Inona no hevitr’ireo zavatra ireo, tompoko?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Dia niteny tamin’ilay anjely niresaka tamiko aho nanao hoe: Inona moa ireo, tompoko?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Dia niteny tamin'ilay anjely niresaka tamiko aho nanao hoe: Inona moa ireo, tompoko?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Dia niteny tamin’ilay anjely niresaka tamiko aho hoe: Inona moa ireo, tompoko?

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 4:4
11 Rohy Ifampitohizana  

Dia niroso niasa indray i Zerobabela, zanakalahin’i Sealtiela, sy i Jesoa, zanakalahin’i Jôtsadaka, mba hanorina ny tranon’Andriamanitra ao Jerosalema ary nanampy azy roa lahy koa ireo mpaminanin’Andriamanitra.


«Izaho Daniela dia nandre izany nefa tsy nahafantatra ny heviny, ka nanontany hoe: ‹Tompoko, hanao ahoana no hiafaran’ireo zavatra ireo?›


Dia nanontaniako izy hoe: «Tompoko, inona moa no dikan’ireo soavaly ireo?» Dia hoy ny navalin’ilay anjely niresaka tamiko: «Hohazavaiko anao ny amin’ireo.»


Ka hoy izy tamiko: –Tsy fantatrao va ny dikan’ireo? Fa novaliako hoe: –Tsia, Tompoko.


Ary nanontaniako izy hoe: –Inona io? Dia hoy ny navaliny: –Vata famarana mirakitra ny fahadisoana eto amin’ny tany manontolo io.


Dia nanontaniako ilay anjely niresaka tamiko hoe: –Inona moa no dikan’ireo kalesy ireo, tompoko?


Tamin’izay dia nandao ny vahoaka i Jesoa ary nody tany an-trano; dia nanatona Azy ny mpianany ka nanao hoe: –Hazavao aminay ny hevitry ny fanoharana momba ny tsimparifary nafafy an-tanimbary.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra