Zakaria 4:3 - DIEM PROTESTANTA3 Misy hazo ôliva roa eo anilan’ilay fitahirizan-diloilo, ka ny anankiray eo an-kavanany, ary ny anankiray eo an-kaviany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Ary misy hazo oliva roa eo anilany, ny iray dia eo ankavanan’ny fitoeran-diloilo, ary ny iray dia eo ankaviany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Misy hazo ôliva roa eo anilan’ilay fitahirizan-diloilo, ka ny anankiray eo an-kavanany, ary ny anankiray eo an-kaviany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Ary hazo ôliva roa no manotrona azy, ny iray eo ankavanan’ny tavy, ary ny iray eo ankaviany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 ary misy hazo oliva roa eo anilany, ny anankiray eo an-kavanan’ny fitoeran-diloilo, ary ny anankiray eo an-kaviany. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 ary misy hazo oliva roa eo anilany, ny anankiray eo an-kavanan'ny fitoeran-diloilo, ary ny anankiray eo an-kaviany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Ary misy hazo oliva roa eo anilany, ny iray dia eo ankavanan’ny fitoeran-diloilo, ary ny iray dia eo ankaviany. Jereo ny toko |
Ny vahoaka Israely dia toy ny hazo ôliva voakolokolo, izay nanesorana rantsana sasantsasany. Fa ianao hafa firenena kosa dia toy ny rantsan’ny hazo ôliva dia, izay natao grefy amin’ny hazo ôliva voakolokolo, ho solon’ireo rantsana nesorina ireo; ary manjary iombonanao ilay fototra feno tsiron-tany ao amin’ny hazo ôliva voakolokolo.