Zakaria 4:2 - DIEM PROTESTANTA2 sady nanontany ahy hoe: –Inona no hitanao? Dia hoy aho namaly: –Fitoeran-jiro volamena misy fitahirizan-diloilo eo an-tampony no hitako. Fanaovan-jiro fito no eo amin’izany fitoeran-jiro izany; ary lahin-jiro fito kosa no eo amin’ny fanaovan-jiro tsirairay avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Dia hoy izy tamiko: Inona no hitanao? Ary hoy aho: Hitako fa indro, misy fitoeran-jiro izay volamena izy manontolo, ary ny fitoeran-diloilo eo aminy dia eo amboniny, ary jiro fito no eo an-tampony. Misy fantsona fito avy amin’ny jiro tsirairay izay eo an-tampony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 sady nanontany ahy hoe: –Inona no hitanao? Dia hoy aho namaly: –Fitoeran-jiro volamena misy fitahirizan-diloilo eo an-tampony no hitako. Fanaovan-jiro fito no eo amin’izany fitoeran-jiro izany; ary lahin-jiro fito kosa no eo amin’ny fanaovan-jiro tsirairay avy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 sy nilazany hoe: «Inona no hitanao?» Ka hoy ny navaliko azy: «Nahita aho ka inty fanaovan-jiro maro rantsana iray, tena volamena izy manontolo misy tavy eo an-tampony, mitondra lalampy fito amam-pantsona fito avy amin’ireo lalampy eo an-tampon’ny fanaovan-jiro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Dia hoy izy tamiko: Inona no hitanao? Ary hoy izaho: Hitako fa, indro, misy fanaovan-jiro tena volamena, ary ny fitoeran-diloilony dia eo an-tampony, ary ny lela fanaovan-jirony fito kosa dia eo aminy, ary misy fantsona fito avy amin’ny isan’ny lela fanaovan-jiro izay eo an-tampony; Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Dia hoy izy tamiko: Inona no hitanao? Ary hoy izaho: Hitako fa, indro, misy fanaovan-jiro tena volamena, ary ny fitoeran-diloilony dia eo an-tampony, ary ny lela fanaovan-jirony fito kosa dia eo aminy, ary misy fantsona fito avy amin'ny isan'ny lela fanaovan-jiro izay eo an-tampony; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Dia hoy izy tamiko: Inona no hitanao? Ary hoy aho: Hitako fa indro, misy fitoeran-jiro izay volamena izy manontolo, ary ny fitoeran-diloilo eo aminy dia eo amboniny, ary jiro fito no eo an-tampony. Misy fantsona fito avy amin’ny jiro tsirairay izay eo an-tampony. Jereo ny toko |
Isa-maraina sy isan-kariva ireo no mampanetona ny sorona dorana manontolo sy ny vovo-javamanitra ho an’ny TOMPO na koa mandahatra eo amin’ny latabatra madio ny mofo atolotra ho an’Andriamanitra; ary isan-kariva ireo no mampirehitra ny jiro eo amin’ny fitoeran-jiro volamena. Izahay manko mitandrina izay nasain’ny TOMPO Andriamanitray hotandremana; fa ianareo kosa nandao Azy.