Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 3:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Ary nilaza fanambarana tamin’i Josoa ilay anjelin’ny TOMPO nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ary ilay Anjelin’NY TOMPO dia nanao izao fanambaràna izao tamin’i Josoa hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Ary nilaza fanambarana tamin’i Josoa ilay anjelin’ny TOMPO nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Ka izao no fanambaràna nolazain’ilay Anjelin’i Iaveh, tamin’i Jesosy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary Ilay Anjelin’i Jehovah nilaza marimarina tamin’i Josoa hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary Ilay Anjelin'i Jehovah nilaza marimarina tamin'i Josoa hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ary ilay Anjelin’NY TOMPO dia nanao izao fanambaràna izao tamin’i Josoa hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 3:6
11 Rohy Ifampitohizana  

tamin’ny fahoriana rehetra nanjo azy. Tsy solotena na anjely no namonjy azy fa ny tenan’ny Tompo mihitsy. Ny fitiavany sy indrafony no nanavotany azy, ka nivimbinany azy sy nitondrany azy nandritra ny androny rehetra fahiny.


Fa nananatra mafy ny razanareo aho hatramin’ny andro izay nampiakarako azy hiala tany Ejipta ary manao izany mandraka androany; eny, nananatra tsy an-kiato aho milaza hoe: henoinareo izay lazaiko.


Fony i Jakôba mbola tany an-kibon-dreniny no efa nisongona ny rahalahiny; ary rehefa lehilahy lehibe izy, dia nitolona tamin’Andriamanitra.


Ary nasehon’ny TOMPO tamiko i Josoa mpisorombe izay nitsangana teo anatrehan’ny anjelin’ny TOMPO. Ary nijoro teo ankavanan’i Josoa i Satàna mba hiampanga azy.


Ary nandidy ireo olona indray ilay anjely hanisy hamama madio eo an-dohan’i Josoa. Dia nasiany hamama madio ny lohany sady nampiakanjoiny fitafiana madio teo anatrehan’ilay anjelin’ny TOMPO izy.


«Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: Raha izoranao ny sori-dàlako, ka tandremanao ny didiko, dia ianao no hiandraikitra ny tranoko sy hitandrina ny kianjan’ny tempoly ary hisy hataoko mpanoro hevitra anao amin’ireto olona mijoro etoana ireto.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra