Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 12:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Amin’izany andro izany, hoy ny Tompo, dia hirotsaka an-tsehatra Aho handringana ny hafa firenena rehetra izay ho avy hamely an’i Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Amin’izany andro izany dia hanao izay handringanana ny Jentilisa rehetra izay avy hamely an’i Jerosalema Aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Amin’izany andro izany, hoy ny Tompo, dia hirotsaka an-tsehatra Aho handringana ny hafa firenena rehetra izay ho avy hamely an’i Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Ary hisy zavatra toy izao amin’izany andro izany: Hataoko izay handringanana ny firenena rehetra, tonga hamely an’i Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Amin’izany andro izany dia hitady handringana ny jentilisa rehetra izay avy hamely an’i Jerosalema Aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Amin'izany andro izany dia hitady handringana ny jentilisa rehetra izay avy hamely an'i Jerosalema Aho.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Amin’izany andro izany dia hanao izay handringanana ny Jentilisa* rehetra izay avy hamely an’i Jerosalema Aho.

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 12:9
6 Rohy Ifampitohizana  

Toy ny nofy na fahitana mihelina amin’ny alina no hanjavonan’ireo firenena marobe mamely anao, ry Ariela, dia ireo rehetra miady aminao ka manangana tovon-tany hampahoriana anao.


Na dia misy miara-mioko aza, dia tsy avy amiko izany; sady na iza na iza miara-mioko hamely anao, dia ho lavo eo anoloanao izy.


Ny fiadiana isan-karazany tefena hamelezana anao dia tsy hahomby mihitsy; ary ny olona rehetra izay miampanga anao eo anoloan’ny fitsarana dia horesenao lahatra. Izany no ho anjaran’ireo mpanompoko, ary izany no rariny hananany avy amiko.»


Haongako ireo mpanjaka ary hofoanako ny herin’ny fanjakam-pirenena; hahohoko ny kalesiny sy ny mpamily azy; samy ho lavon’ny sabatra ka ho faty ireo soavaly ary hifamono koa ny mpitaingina azy.


–Indro Aho hanao an’i Jerosalema ho tsatokaty feno ny divaim-pahatezerako, ka hahafanina ny firenena rehetra manodidina. Ary hahafanina an’i Joda koa izany, rehefa ho voafahirano i Jerosalema.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra