Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 12:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Amin’izany andro izany dia hisy fisaonana lehibe ao Jerosalema, dia tahaka izay niseho tao Hadadrimôna teo amin’ny lohasahan’i Megidao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Amin’izany andro izany dia hisy fisaonana lehibe any Jerosalema, toy ny fisaonana ho an’i Hadada-Rimona, tao amin’ny lohasahan’i Megido.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Amin’izany andro izany dia hisy fisaonana lehibe ao Jerosalema, dia tahaka izay niseho tao Hadadrimôna teo amin’ny lohasahan’i Megidao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Amin’izany andro izany, ao Jerosalema, hisy fisaonana lehibe toy ny fisaonana tao Adadremôna, amin’ny lohasahan’i Magedao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Amin’izany andro izany dia hisy fisaonana lehibe any Jerosalema toy ny fisaonana tao Hadadrimona eo amin’ny lohasaha Megido.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Amin'izany andro izany dia hisy fisaonana lehibe any Jerosalema toy ny fisaonana tao Hadadrimona eo amin'ny lohasaha Megido.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Amin’izany andro izany dia hisy fisaonana lehibe any Jerosalema, toy ny fisaonana ho an’i Hadada-Rimona, tao amin’ny lohasahan’i Megido.

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 12:11
7 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny andro nanjakany no nitondran’ny Farao Nekao mpanjakan’i Ejipta ny tafiny ho any amoron’i Eofrata mba hanampy ny mpanjakan’i Asiria. Ary nandeha i Jôsià mba hifanehatra aminy; kanjo vantany vao hitan’ny Farao izy, dia novonoiny ho faty tao Megidao.


Kanefa i Jôsià tsy niova hevitra fa nitady izay hiadiana tamin’i Nekao; tsy nety nihaino ny teny izay nampilazain’Andriamanitra an’i Nekao izy, fa nody olon-kafa mba tsy ho fantatra ka nandeha niady taminy ihany tao amin’ny lemak’i Megidao.


Dia nesorin’ny manamboninahiny tamin’ny kalesy nisy azy i Jôsià ka napetrany teo amin’ny kalesy hafa ary nentiny ho any Jerosalema. Dia maty izy, ka rehefa nalevina tao am-pasan-drazany, dia nisaonan’ny mponin’i Jerosalema sy ny Jodeanina hafa rehetra.


Ary hisaona ny firenena, dia ny isam-pianakaviany avy: ny an’ny taranak’i Davida, lahy sy vavy samy mitokana; ny an’ny taranak’i Natàna, lahy sy vavy samy mitokana;


Amin’izay dia hiseho eny amin’ny habakabaka ny famantarana momba ny Zanak’olona; ka handon-tratra avokoa ny firenena rehetra eto an-tany ary hahita ny Zanak’olona tamy eo amin’ny rahon’ny habakabaka sady ombàn-kery sy voninahitra lehibe.


Indro i Jesoa Kristy, tamy eo amin’ny rahona, ka hahita maso Azy ny olona rehetra, na dia ireo nandefona Azy aza, ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin’ny tany. Eny, izany tokoa!


Dia novorin’ireo fanahy maloto ireo ny mpanjakan’ny tany ho any amin’ilay toerana atao hoe Harmagedôna amin’ny teny hebreo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra