Zakaria 10:4 - DIEM PROTESTANTA4 Avy ao aminy no hipoiran’ny filoha rehetra izay azo antoka toy ny vatofehizoro, matotra toy ny tsatokan-day, ary hentitra toy ny tsipîkan’ady. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Avy ao aminy no hiavian’ny vato fehizoro, avy ao aminy no hiavian’ny tsatòkan’ny tranolay, avy ao aminy no hiavian’ny tsipìka fiadiana, avy ao aminy no hiavian’ny mpitarika rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Avy ao aminy no hipoiran’ny filoha rehetra izay azo antoka toy ny vatofehizoro, matotra toy ny tsatokan-day, ary hentitra toy ny tsipîkan’ady. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Avy aminy no hiavian’ny antoko-miaramila, avy aminy ny orin-kazo, avy aminy ny tsipìka fiadiana; avy aminy avokoa no hivoahan’ny filoha rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Avy ao aminy no hihavian’ny fehizoro, Avy ao aminy no hihavian’ny fihantonan-javatra, Avy ao aminy no hihavian’ny tsipìka fiadiana, Avy ao aminy no hihavian’ny mpampahory rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Avy ao aminy no hihavian'ny fehizoro, Avy ao aminy no hihavian'ny fihantonan-javatra, Avy ao aminy no hihavian'ny tsipìka fiadiana, Avy ao aminy no hihavian'ny mpampahory rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Avy ao aminy no hiavian’ny vato fehizoro, avy ao aminy no hiavian’ny tsatòkan’ny tranolay, avy ao aminy no hiavian’ny tsipìka fiadiana, avy ao aminy no hiavian’ny mpitarika rehetra. Jereo ny toko |
Hofoanany tsy ho ao Efraîma intsony ny kalesy ary tsy ho ao Jerosalema ny soavaly fitondra miady Hopotehiny ny tsipîkan’ady ary hilaza fiadanana amin’ny firenena Izy. Ny fifehezany dia hatreo amin’ny ranomasina iray ka hatrany amin’ny ranomasina iray hafa, ary hatreo amin’ny onin’i Eofrata ka hatrany am-paran’ny tany.
«Izao no hitako, saingy tsy mbola ankehitriny no hisehoany; izao no tazako, saingy mbola any aoriana lavitra no hitrangany; Misy kintana mipoitra avy amin’ny taranak’i Jakôba, misy mpanjaka mipongatra avy amin’ny Israelita ka ny tehim-panjakàny no mamely ny fihirifan’ny Môabita sy ny lohan’ny mpanakorontana rehetra.