Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Rota 4:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Fa taloha, tany Israely, raha misy manavotra lova na mifanakalo fananana, dia esorin’ny olona ny kapany ka omeny ny namany, mba hanamafy ny faharaiketan’ny raharaha. Tany Israely dia izany no antoka fa raikitra ny raharaha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Toy izao no fanao fahiny teo amin’ny Israely raha nisy raharaha fanavotana na fanakalozana, mba hahamafy orina ny teny rehetra: Nesorin’ny iray ny kirarony ka nomena ny iray. Izany no fanamarinam-panekena teo amin’ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Fa taloha, tany Israely, raha misy manavotra lova na mifanakalo fananana, dia esorin’ny olona ny kapany ka omeny ny namany, mba hanamafy ny faharaiketan’ny raharaha. Tany Israely dia izany no antoka fa raikitra ny raharaha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Fanao teo amin’i Israely fahiny, raha misy fanavotana na fanakalozana, ny manala ny kirarony ny anankiray dia omeny ny iray hafa mba handraikitra ny raharaha, dia izany no natao vavolombelona teo amin’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary ny amin’ny fanavotana sy ny fanakalozana teo amin’ny Isiraely fahiny hahamafy ny teny rehetra dia izao: nesorin’ny lehilahy ny kirarony ka nomeny ho an’ny namany; dia vavolombelona teo amin’ny Isiraely izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary ny amin'ny fanavotana sy ny fanakalozana teo amin'ny Isiraely fahiny hahamafy ny teny rehetra dia izao: nesorin'ny lehilahy ny kirarony ka nomeny ho an'ny namany; dia vavolombelona teo amin'ny Isiraely izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Toy izao no fanao fahiny teo amin’ny Israely raha nisy raharaha fanavotana na fanakalozana, mba hahamafy orina ny teny rehetra: Nesorin’ny iray ny kirarony ka nomena ny iray. Izany no fanamarinam-panekena teo amin’ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 4:7
2 Rohy Ifampitohizana  

Ka ilay havana mahavotra, raha niteny tamin’i Bôhaza hoe «Vidio ho anao izany», dia nanaisotra ny kapany sy nanome azy an’i Bôhaza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra