Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Rota 4:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Ka ilay havana mahavotra, raha niteny tamin’i Bôhaza hoe «Vidio ho anao izany», dia nanaisotra ny kapany sy nanome azy an’i Bôhaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ary hoy ilay havana mahavotra tamin’i Boaza: Vidionao izany! Dia nanaisotra ny kirarony izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Ka ilay havana mahavotra, raha niteny tamin’i Bôhaza hoe «Vidio ho anao izany», dia nanaisotra ny kapany sy nanome azy an’i Bôhaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Ka hoy itsy nahazo nanavotra, tamin’i Booza: «Vidio ho anao izany.» Sady nesoriny ny kirarony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary hoy ilay havana mahavotra tamin’i Boaza: Vidio ho anao izany. Dia nanaisotra ny kirarony izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary hoy ilay havana mahavotra tamin'i Boaza: Vidio ho anao izany. Dia nanaisotra ny kirarony izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ary hoy ilay havana mahavotra tamin’i Boaza: Vidionao izany! Dia nanaisotra ny kirarony izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 4:8
3 Rohy Ifampitohizana  

dia hanatona azy eo anatrehan’ireo loholona ity vadin-drahalahiny ka hanala ny kapa amin’ny tongo-dralehilahy ary handrora amin’ny tavany sady hiteny hoe: «Toy izany no hatao amin’ny lehilahy tsy mety manome taranaka ny rahalahiny!»


Fa taloha, tany Israely, raha misy manavotra lova na mifanakalo fananana, dia esorin’ny olona ny kapany ka omeny ny namany, mba hanamafy ny faharaiketan’ny raharaha. Tany Israely dia izany no antoka fa raikitra ny raharaha.


Tamin’izany dia hoy i Bôhaza tamin’ny loholona sy ny vahoaka rehetra: –Ianareo no vavolombelona manatri-maso androany fa efa novidiko teo an-tanan’i Nahômỳ izay rehetra an’i Elimelèka sy izay rehetra an’i Kiliôna sy i Mahalôna;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra