Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Rota 3:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Ary nony tamin’ny sasak’alina, dia taitra ralehilahy ary niondrika hijery, ka gaga dia gaga nahita vehivavy iray mandry eo an-tongony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ary nony mamatonalina dia nangorohoro Ralehilahy ka niarina hitsapa ary indro, nisy vehivavy nandry teo an-tongony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Ary nony tamin’ny sasak’alina, dia taitra ralehilahy ary niondrika hijery, ka gaga dia gaga nahita vehivavy iray mandry eo an-tongony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Nony nisasaka ny alina, taitra ralehilahy ka niondrika ka indro nisy vehivavy nandry teo an-tongony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary nony namatonalina, dia taitra ralehilahy ka niarina hitsapa, ary, indro, nisy vehivavy nandry teo an-tongony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary nony namatonalina, dia taitra ralehilahy ka niarina hitsapa, ary, indro, nisy vehivavy nandry teo an-tongony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ary nony mamatonalina dia nangorohoro Ralehilahy ka niarina hitsapa ary indro, nisy vehivavy nandry teo an-tongony.

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 3:8
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary rehefa avy nihinana sy nisotro i Bôhaza, dia faly ka lasa nandry teo antsisin’ny antontam-bary; nanatona moramora kosa i Rota, dia nanokatra kely ny lamba teo an-tongotr’i Bôhaza ka nandry teo.


Dia nanontany i Bôhaza hoe: –Fa iza moa ianao? Dia novaliany hoe: –Izaho Rota ihany ity, tompoko! Mba raiso ho eo ambany fiarovanao aho satria ianao no havana mahavotra ahy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra