Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Rota 1:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Fa novalian’i Nahômỳ hoe: –Modia, rey anaka; nahoana no handeha hiaraka amiko ianareo? Moa ve aho mbola hiteraka zazalahy hanjary vady ho anareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Fa hoy i Naomy: Mandehana miverena, anaka! Nahoana no hiara-mandeha amiko ianareo? Mbola misy zazalahy va ato an-kiboko mba ho vadinareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Fa novalian’i Nahômỳ hoe: –Modia, rey anaka; nahoana no handeha hiaraka amiko ianareo? Moa ve aho mbola hiteraka zazalahy hanjary vady ho anareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Fa hoy i Nôemì: «Modia, anaka, ahoana no hiarahanareo amiko? Mbola misy zazalahy mety ho vadinareo va ato an-kiboko?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Fa hoy Naomy: Miverena ihany hianareo, anaka; nahoana no hiara-mandeha amiko hianareo? Mbola misy zazalahy va ato an-kiboko mba ho vadinareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Fa hoy Naomy: Miverena ihany ianareo, anaka; nahoana no hiara-mandeha amiko ianareo? Mbola misy zazalahy va ato an-kiboko mba ho vadinareo?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Fa hoy i Naomy: Mandehana miverena, anaka! Nahoana no hiara-mandeha amiko ianareo? Mbola misy zazalahy va ato an-kiboko mba ho vadinareo?

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 1:11
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy i Joda tamin’i Tamara vinantovaviny: –Mitoera ho mpitondratena any an-tranon’ny rainao aloha mandra-pahalehiben’i Selà zanako lahy. Fa hoy i Joda anakampony hoe: «Sao dia ho faty toy ny rahalahiny eo koa i Selà.» Dia lasa i Tamara nonina tany an-tranon-drainy.


Fantatr’i Onàna fa tsy ho azy ny taranaka raha misy, koa isaky ny nandry tamin’ny zaobaviny izy, dia nandraraka ny tsirinainy tamin’ny tany mba tsy hanome taranaka ho an’ny rahalahiny.


Mety misy mpirahalahy miara-monina, ka maty momba ny anankiray. Amin’izay, dia aoka ny vadin’ny maty tsy hanambady vahiny any ivelam-pianakaviana; fa ny zaodahiny ihany no aoka handeha hanambady azy, ka hitondra loloha azy.


sady nanao taminy hoe: –Mba hiaraka aminao hiverina ho any amin’ny firenenao izahay!


Mandehana mody, rey anaka, satria efa antitra aho izao ka tsy hahazo vady intsony. Ary na dia hilaza aza aho hoe: «Mbola misy fanantenana ho ahy; fa rahalina ihany, dia hanambady aho ary hiteraka zazalahy koa!»,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra