Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Rota 1:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Mandehana mody, rey anaka, satria efa antitra aho izao ka tsy hahazo vady intsony. Ary na dia hilaza aza aho hoe: «Mbola misy fanantenana ho ahy; fa rahalina ihany, dia hanambady aho ary hiteraka zazalahy koa!»,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Mandehana miverena, anaka! Fa efa antitra aho ka tsy hahazo vady intsony. Raha hoy aho: Mbola misy fanantenana ihany ho ahy, eny, na dia hanambady anio alina aza aho ka hiteraka zazalahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Mandehana mody, rey anaka, satria efa antitra aho izao ka tsy hahazo vady intsony. Ary na dia hilaza aza aho hoe: «Mbola misy fanantenana ho ahy; fa rahalina ihany, dia hanambady aho ary hiteraka zazalahy koa!»,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Mandehana mody, anaka. Efa antitra aho ka tsy hanambady intsony. Ary na dia hilaza aho fa manantena ihany, na dia hanam-bady anio alina ihany sy hiteraka zazalahy aza,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Miverena ihany hianareo, anaka, ka mandehana; fa efa antitra aho ka tsy hahazo vady intsony tsy akory. Raha hoy izaho: Manantena ihany aho, eny, na dia hanam-bady anio alina aza aho ka hiteraka zazalahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Miverena ihany ianareo, anaka, ka mandehana; fa efa antitra aho ka tsy hahazo vady intsony tsy akory. Raha hoy izaho: Manantena ihany aho, eny, na dia hanam-bady anio alina aza aho ka hiteraka zazalahy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Mandehana miverena, anaka! Fa efa antitra aho ka tsy hahazo vady intsony. Raha hoy aho: Mbola misy fanantenana ihany ho ahy, eny, na dia hanambady anio alina aza aho ka hiteraka zazalahy,

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 1:12
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia niankohoka tamin’ny tany i Abrahama sady nihomehy, satria hoy izy anakampo hoe: «Moa mbola hisy zaza teraka avy amin’ny lehilahy zato taona ve? Ary i Sarà efa sivifolo taona ve dia mbola hiteraka?»


Dia hoy i Joda tamin’i Tamara vinantovaviny: –Mitoera ho mpitondratena any an-tranon’ny rainao aloha mandra-pahalehiben’i Selà zanako lahy. Fa hoy i Joda anakampony hoe: «Sao dia ho faty toy ny rahalahiny eo koa i Selà.» Dia lasa i Tamara nonina tany an-tranon-drainy.


Aza atao lisitra ho isan’ny vehivavy mpitondratena afa-tsy izay mihoatra ny enimpolo taona sady indray mandeha ihany no nanambady,


Fa novalian’i Nahômỳ hoe: –Modia, rey anaka; nahoana no handeha hiaraka amiko ianareo? Moa ve aho mbola hiteraka zazalahy hanjary vady ho anareo?


moa ve hahandry azy mandra-pahalehibeny ianareo ka hahonon-tena tsy hanambady? Tsia, rey anaka, satria hampahory loatra anareo ny anjarako, fa hamely ahy no naninjiran’ny TOMPO ny tanany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra