Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Rota 1:10 - DIEM PROTESTANTA

10 sady nanao taminy hoe: –Mba hiaraka aminao hiverina ho any amin’ny firenenao izahay!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Dia hoy izy roa vavy tamin’i Naomy: Tsia! Hiara-miverina aminao ho any amin’ny firenenao izahay!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 sady nanao taminy hoe: –Mba hiaraka aminao hiverina ho any amin’ny firenenao izahay!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Ary hoy izy taminy hoe: «Tsia, fa hiara-miverina aminao ho any amin’ny firenenao izahay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Dia hoy izy roa vavy taminy: Hiara-miverina aminao tokoa izahay ho any amin’ny firenenao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Dia hoy izy roa vavy taminy: Hiara-miverina aminao tokoa izahay ho any amin'ny firenenao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Dia hoy izy roa vavy tamin’i Naomy: Tsia! Hiara-miverina aminao ho any amin’ny firenenao izahay!

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 1:10
6 Rohy Ifampitohizana  

Ihavanako avokoa izay manaja Anao sy izay mitandrina ny fepetranao.


Ny vahoakan’Andriamanitra eto amin’ny tany no tena tsara laza ka sitrako fatratra.


Amin’izay andro izay, hoy Izaho TOMPOn’izao rehetra izao, dia hisy vahiny folo izay samy hafa fiteny hihazona Jiosy iray amin’ny sisin’akanjony, ka hitambezo aminy hoe: ‹Mba te handeha hiaraka aminareo izahay, satria efa renay fa momba anareo Andriamanitra›.»


Fa novalian’i Nahômỳ hoe: –Modia, rey anaka; nahoana no handeha hiaraka amiko ianareo? Moa ve aho mbola hiteraka zazalahy hanjary vady ho anareo?


Ary niainga izy telo mianaka, dia nizotra ny lalana hiverina any amin’ny tanin’i Joda; ka teny an-dalana,


Homen’ny TOMPO vady anie ianareo, ka hahita fiadanana ao an-tranon’ny vadinareo avy! Dia norohan’i Nahômỳ ireto vinantovaviny; fa nanandram-peo nitomany izy roa vavy


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra