Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 7:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Nomeny sarety roa sy omby efatra ny taranak’i Gersôna, araka ny ilainy amin’ny asany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Sarety roa sy omby efatra no nomeny ho an’ny taranak’i Gersona, araka ny fanompoany;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Nomeny sarety roa sy omby efatra ny taranak’i Gersôna, araka ny ilainy amin’ny asany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Sarety roa sy omby efatra no nomeny ny taranak’i Gersôna, araka ny ilainy amin’ny raharahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Sariety roa sy omby efatra no nomeny ho an’ny taranak’i Gersona, araka ny fanompoany;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Sariety roa sy omby efatra no nomeny ho an'ny taranak'i Gersona, araka ny fanompoany;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Sarety roa sy omby efatra no nomeny ho an’ny taranak’i Gersona, araka ny fanompoany;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 7:7
4 Rohy Ifampitohizana  

Lazao koa ireo rahalahinao haka sarety eto mba hitondrany ireo vadiny aman-janany mbamin’ny rainy.


Dia noraisin’i Mosesy ny sarety sy ny omby ka nomeny ny Levita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra