Nomery 7:7 - Baiboly Katolika7 Sarety roa sy omby efatra no nomeny ny taranak’i Gersôna, araka ny ilainy amin’ny raharahany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Sarety roa sy omby efatra no nomeny ho an’ny taranak’i Gersona, araka ny fanompoany; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Nomeny sarety roa sy omby efatra ny taranak’i Gersôna, araka ny ilainy amin’ny asany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nomeny sarety roa sy omby efatra ny taranak’i Gersôna, araka ny ilainy amin’ny asany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Sariety roa sy omby efatra no nomeny ho an’ny taranak’i Gersona, araka ny fanompoany; Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Sariety roa sy omby efatra no nomeny ho an'ny taranak'i Gersona, araka ny fanompoany; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Sarety roa sy omby efatra no nomeny ho an’ny taranak’i Gersona, araka ny fanompoany; Jereo ny toko |