Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 7:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Dia noraisin’i Mosesy ny sarety sy ny omby ka nomeny ny Levita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Dia noraisin’i Mosesy ny sarety sy ny omby ka nomeny ny levita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Dia noraisin’i Mosesy ny sarety sy ny omby ka nomeny ny Levita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Dia noraisin’i Môizy ny sarety sy ny omby, ka napetrany amin’ny Levita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Dia noraisin’i Mosesy ny sariety sy ny omby ka nomeny ny Levita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Dia noraisin'i Mosesy ny sariety sy ny omby ka nomeny ny Levita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Dia noraisin’i Mosesy ny sarety sy ny omby ka nomeny ny levita.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 7:6
4 Rohy Ifampitohizana  

Lazao koa ireo rahalahinao haka sarety eto mba hitondrany ireo vadiny aman-janany mbamin’ny rainy.


Nahorona ny Fonena-masina, dia niainga nitondra azy ny taranak’i Gersôna sy ny taranak’i Merarỳ.


–Raiso ireo fanomezana entiny eto aminao ireo fa ilaina amin’ny asa fanompoana momba ny Tranolay fihaonana izany, ka omeo ny Levita, samy araka ny ilàny azy avy.


Nomeny sarety roa sy omby efatra ny taranak’i Gersôna, araka ny ilainy amin’ny asany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra