Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 7:5 - DIEM PROTESTANTA

5 –Raiso ireo fanomezana entiny eto aminao ireo fa ilaina amin’ny asa fanompoana momba ny Tranolay fihaonana izany, ka omeo ny Levita, samy araka ny ilàny azy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Raiso avy aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana ka omeo ny levita, dia samy araka ny fanompoany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 –Raiso ireo fanomezana entiny eto aminao ireo fa ilaina amin’ny asa fanompoana momba ny Tranolay fihaonana izany, ka omeo ny Levita, samy araka ny ilàny azy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 «Raiso ireo zavatra avy aminy ireo, hoentina hanaovana ny raharaha momba ny trano lay fihaonana, ka omeo ny Levita, samy araka izay ilainy amin’ny raharahany avy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Raiso aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana, ka omeo ny Levita, dia samy araka ny fanompoany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Raiso aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana, ka omeo ny Levita, dia samy araka ny fanompoany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Raiso avy aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana* ka omeo ny levita*, dia samy araka ny fanompoany avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 7:5
9 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy:


Dia noraisin’i Mosesy ny sarety sy ny omby ka nomeny ny Levita.


Teny azo antoka izany! Tiako hoantitranterinao ireo zavatra ireo mba himasoan’ny mpino an’Andriamanitra hiezaka manao asa tsara; izany no tsara sady mahasoa ny olona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra