Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 6:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mahaloto ny fanokanan-tenany, dia hanaratra ny lohany amin’ny andro fidiovany izy, izany hoe afaka herinandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay voatokana, dia hanaratra ny lohany amin’ny andro fanadiovana azy izy; amin’ny andro fahafito no hanaratany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mahaloto ny fanokanan-tenany, dia hanaratra ny lohany amin’ny andro fidiovany izy, izany hoe afaka herinandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Raha misy olona maty tampoka eo anilany, ka voaloto ny lohany voahasina dia hoharatany ny lohany amin’ny fandiovany azy; amin’ny andro fahafito no hanaratany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay fitokanany dia hanaratra ny lohany amin’ny andro fanadiovana azy izy, dia amin’ny andro fahafito no hanaratany azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay fitokanany dia hanaratra ny lohany amin'ny andro fanadiovana azy izy, dia amin'ny andro fahafito no hanaratany azy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay voatokana, dia hanaratra ny lohany amin’ny andro fanadiovana azy izy; amin’ny andro fahafito no hanaratany azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 6:9
11 Rohy Ifampitohizana  

Amin’ny andro izay hiverenany ao an-kianja anatiny amin’ny Toeramasina, dia hanolotra sorona fanalana ny ota izy; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.


Hanasa fitafiana ilay diovina, sy hanaratra ny volo rehetra eo amin’ny tenany ary handro amin’ny rano, dia hadio. Hiditra ao an-toby izy aorian’izany, kanefa hitoetra eo ivelan’ny tranolainy mandritra ny fito andro.


Amin’ny andro fahafito, dia hoharatany avokoa ny volo eo amin’ny tenany, na volon-doha na somotra na manjamaso na volo hafa rehetra; ary hanasa fitafiana izy sady handro amin’ny rano, dia hadio.


Dia hanaratra ny lohany eo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana ilay nanokan-tena; ary halainy izany volon-dohany izany ka hatsipiny ao anatin’ny afo izay mirehitra eo ambanin’ilay sorom-pihavanana.


«Mandritra ny fotoana rehetra anaovany voady dia ho masina ho an’ny TOMPO izy.


Mbola tafajanona elaela tao Kôrinto i Paoly. Avy eo dia nanao veloma ny havana iray finoana izy ka niondrana nankany Siria, niarahan-dry i Prisila sy i Akoilà. Talohan’ny hiondrana, dia niharatra volon-doha tao Senkrea i Paoly, satria nisy voady nataony.


Hitan’ny Jiosy avy amin’ny faritany Azia tao an-kianjan’ny tempoly i Paoly nony efa ho tapitra ny herinandro fidiovana. Nampikotaba ny vahoaka manontolo ireo Jiosy ireo; ka sady nisambotra an’i Paoly


Hoentin’io lehilahy io ho ao an-trano ravehivavy, ka hiharatra volon-doha sy hanala hoho,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra