Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 6:8 - DIEM PROTESTANTA

8 «Mandritra ny fotoana rehetra anaovany voady dia ho masina ho an’ny TOMPO izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Amin’ny andro fitokanany rehetra dia ho masina ho an’NY TOMPO izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 «Mandritra ny fotoana rehetra anaovany voady dia ho masina ho an’ny TOMPO izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Voatokana ho an’i Iaveh izy, amin’ny fotoana rehetra maha-nazareàna azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Amin’ny andro fitokanany rehetra dia ho masina ho an’i Jehovah izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Amin'ny andro fitokanany rehetra dia ho masina ho an'i Jehovah izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Amin’ny andro fitokanany rehetra dia ho masina ho an’NY TOMPO izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 6:8
5 Rohy Ifampitohizana  

na dia ny fatin-drainy sy ny reniny ary ny mpiray tampo aminy aza, dia aoka tsy hahaloto azy satria efa entiny eo an-dohany ny marika maha voatokana ny tenany ho an’Andriamanitra!


Raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mahaloto ny fanokanan-tenany, dia hanaratra ny lohany amin’ny andro fidiovany izy, izany hoe afaka herinandro.


Ny hananako ity zaza ity no nivavahako; ary dia nomen’ny TOMPO ahy izay nangatahiko taminy.


Koa anjarako kosa ny manolotra azy ho an’ny TOMPO; eny, mandritra ny androny rehetra, dia ho an’ny TOMPO izy. Dia nivavaka tamin’ny TOMPO izy mianakavy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra