Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 6:7 - DIEM PROTESTANTA

7 na dia ny fatin-drainy sy ny reniny ary ny mpiray tampo aminy aza, dia aoka tsy hahaloto azy satria efa entiny eo an-dohany ny marika maha voatokana ny tenany ho an’Andriamanitra!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 aoka tsy handoto tena izy na dia amin’ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza, raha maty ireo, satria eo amin’ny lohany ny fitokanana ho an’Andriamaniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 na dia ny fatin-drainy sy ny reniny ary ny mpiray tampo aminy aza, dia aoka tsy hahaloto azy satria efa entiny eo an-dohany ny marika maha voatokana ny tenany ho an’Andriamanitra!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 na dia ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza no maty, dia aoka tsy handoto tena amin’ireo izy, fa efa eo an-dohany ny fitokanany ho an’ny Andriamaniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 aoka tsy handoto tena izy na dia amin’ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza, raha maty ireo, satria eo amin’ny lohany ny fitokanana ho an’Andriamaniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 aoka tsy handoto tena izy na dia amin'ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza, raha maty ireo, satria eo amin'ny lohany ny fitokanana ho an'Andriamaniny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 aoka tsy handoto tena izy na dia amin’ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza, raha maty ireo, satria eo amin’ny lohany ny fitokanana ho an’Andriamaniny.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 6:7
5 Rohy Ifampitohizana  

«Ny mpisorona dia tsy tokony handoto tena amin’ny fanatonana ny fatin’olona, afa-tsy raha fatin’ny rainy na reniny na zanany na rahalahiny na koa anabaviny tsy mbola nanambady.


«Mandritra ny fotoana rehetra anaovany voady dia ho masina ho an’ny TOMPO izy.


Tamin’izay andro izay anefa dia nisy olona sasany voaloton’ny fatin’olona ka tsy nahazo nankalaza ny Paska. Koa dia nankany amin’i Mosesy sy i Aharôna izy androtr’io ihany


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra