Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 6:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Mandritra izany fotoana rehetra itokanany tena ho an’ny TOMPO izany koa, dia tsy mahazo manakaiky fatin’olona izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Amin’ny andro rehetra izay itokanany ho an’NY TOMPO koa dia tsy hiditra am-paty izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Mandritra izany fotoana rehetra itokanany tena ho an’ny TOMPO izany koa, dia tsy mahazo manakaiky fatin’olona izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Mandritra ny fotoana rehetra itokanany ho hajan’i Iaveh dia tsy hiditra am-paty izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Amin’ny andro rehetra izay itokanany ho an’i Jehovah dia tsy hiditra am-paty izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Amin'ny andro rehetra izay itokanany ho an'i Jehovah dia tsy hiditra am-paty izy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Amin’ny andro rehetra izay itokanany ho an’NY TOMPO koa dia tsy hiditra am-paty izy;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 6:6
10 Rohy Ifampitohizana  

Aza ratraratraina ny tenanareo ho fisaonana ny maty, ary aza asiana tombokavatsa ny hoditrareo. Izaho no TOMPO.


na hiditra am-paty akory; tsy tokony handoto tena izy na dia amin’ny fahafatesan’ny ray aman-dreniny aza.


Noho izany, rehefa misaona izy, dia aoka tsy hiala ny faritra masina, fandao hanazimba ny Toeramasina onenako; satria ny menaka nahosotro azy no efa nanokanako azy hanompo Ahy. Izaho no TOMPO.


Ka hatramin’ny naha kristianina anay, dia tsy mihevitra na iza na iza araka ny fisainan’olombelona intsony izahay. Na dia nihevitra an’i Kristy araka ny fisainan’olombelona aza izahay fahiny, dia tsy manao toy izany intsony ankehitriny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra