Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 6:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Hoentin’ny mpisorona eo anatrehan’ny TOMPO ireo fanatitra ireo, vao hatolony ny sorona fanalana ny ota sy ny sorona dorana manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Dia haterin’ny mpisorona eo anatrehan’NY TOMPO ireo; hateriny koa ny fanatiny noho ny ota sy ny fanatiny dorana manontolo;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Hoentin’ny mpisorona eo anatrehan’ny TOMPO ireo fanatitra ireo, vao hatolony ny sorona fanalana ny ota sy ny sorona dorana manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Hatolotry ny mpisorona ho an’i Iaveh ireo; hatolony koa ny sorony noho ny ota sy ny sorony dorana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Dia haterin’ny mpisorona eo anatrehan’i Jehovah ireo; ary hateriny koa ny fanatiny noho ny ota sy ny fanatitra dorany;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Dia haterin'ny mpisorona eo anatrehan'i Jehovah ireo; ary hateriny koa ny fanatiny noho ny ota sy ny fanatitra dorany;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Dia haterin’ny mpisorona eo anatrehan’NY TOMPO ireo; hateriny koa ny fanatiny noho ny ota sy ny fanatiny dorana manontolo;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 6:16
3 Rohy Ifampitohizana  

Hitondra mofo tsy misy leviora iray harona koa izy, dia mofomamy nofetaina menaka sy mofo manify tsy misy leviora sady voahoso-menaka mbamin’ny fanatitra lafarinina sy divay ampombaina ny sorona.


Ny ondrilahy kosa dia hatolony amin’ny TOMPO ho sorom-pihavanana miaraka amin’ny mofo tsy misy leviora iray harona. Ary hatolony farany ny fanatitra lafarinina sy divay.


Dia hametra-tanana amin’ny lohan’ny vantotr’ombilahy roa ny Levita, ka ny iray hataonao sorona fanalana ny ota ary ny iray ho sorona dorana manontolo ho Ahy TOMPO, alohan’ny hanaovana amin’ny Levita ny fombam-pivavahana famelan-keloka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra