Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 6:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Haterin’ny mpisorona ho sorona fanalana ny ota ny anankiray, ary ny anankiray kosa ho sorona dorana manontolo. Dia hataony amin’ilay olona ny fombam-pivavahana fanadiovana azy noho ny ota vokatr’ilay faty; amin’io andro io izy dia ho masina indray ka hamela ny lohany hitsiry volo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Ary ny mpisorona dia hanolotra ny iray ho fanatitra fanadiovana ary ny iray kosa dia ho fanatitra dorana manontolo, dia hanao fanavotana ho azy, satria nanota noho ny amin’ny faty izy; ary hanamasina ny lohany izy amin’izany andro izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Haterin’ny mpisorona ho sorona fanalana ny ota ny anankiray, ary ny anankiray kosa ho sorona dorana manontolo. Dia hataony amin’ilay olona ny fombam-pivavahana fanadiovana azy noho ny ota vokatr’ilay faty; amin’io andro io izy dia ho masina indray ka hamela ny lohany hitsiry volo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Ary ny mpisorona hanolotra ny anankiray ho sorona noho ny ota, ny iray kosa sorona dorana, dia hanao ny fanonerana ho azy, noho ny otany ny amin’ny faty. Hanokana ny lohany ilay nazareàna amin’izany andro izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary ny mpisorona dia hanatitra ny anankiray ho fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray kosa ho fanatitra dorana, dia hanao fanavotana ho azy, satria nanota ny amin’ny faty izy; ary hanamasina ny lohany amin’izany andro izany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary ny mpisorona dia hanatitra ny anankiray ho fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray kosa ho fanatitra dorana, dia hanao fanavotana ho azy, satria nanota ny amin'ny faty izy; ary hanamasina ny lohany amin'izany andro izany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Ary ny mpisorona dia hanolotra ny iray ho fanatitra fanadiovana ary ny iray kosa dia ho fanatitra dorana manontolo, dia hanao fanavotana ho azy, satria nanota noho ny amin’ny faty izy; ary hanamasina ny lohany izy amin’izany andro izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 6:11
4 Rohy Ifampitohizana  

«Raha tsy takatry ny fananan’ny olona kosa ny ondrivavy na osivavy iray, dia domohina roa na voromahailala roa no hoentiny amin’ny TOMPO ho fanonerana ny ota vitany ka ny anankiray ho sorona fanalana ny ota, ary ny anankiray kosa ho sorona dorana manontolo.


Hamerina tanteraka indray ny fanokanan-tenany ho an’ny TOMPO izy, ka hitondra ondrilahy iray taona izy ho sorom-panonerana. Tsy hoisaina ireo andro teo aloha satria voaloto ny naha nazirita azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra