Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 34:21 - DIEM PROTESTANTA

21 ho an’ny fokon’i Benjamîna, dia i Elidada zanakalahin’i Kislôna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 ny avy amin’ny fokon’i Benjamina dia i Elidada, zanak’i Kislona;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 ho an’ny fokon’i Benjamîna, dia i Elidada zanakalahin’i Kislôna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Elidada zanak’i Kaslôna amin’ny fokon’i Benjamina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 ary ny avy amin’ny firenen’i Benjamina dia Elidada, zanak’i Kislona;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 ary ny avy amin'ny firenen'i Benjamina dia Elidada, zanak'i Kislona;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 34:21
4 Rohy Ifampitohizana  

I Benjamîna dia toy ny amboadia masiaka: Ny maraina izy homan-dremby; ny hariva, mizara babo.


Misaora an’Andriamanitra, ry vahoakany tafangona; misaora Azy TOMPO, ry terak’i Israely.


ho an’ny fokon’i Dana, dia i Bokỳ zanakalahin’i Jôglỳ;


Ny amin’ny taranak’i Benjamîna, dia hoy i Mosesy hoe: «Foko malalan’ny TOMPO ianareo ka monina feizay eo akaikiny; miaro anao isan’andro vaky Izy sady monina eo anivon’ny havoanareo.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra