Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 34:22 - DIEM PROTESTANTA

22 ho an’ny fokon’i Dana, dia i Bokỳ zanakalahin’i Jôglỳ;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 ny lehiben’ny foko taranak’i Dana dia i Bokỳ, zanak’i Jogly;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 ho an’ny fokon’i Dana, dia i Bokỳ zanakalahin’i Jôglỳ;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Boksỳ izay filohany, zanak’i Jôglỳ amin’ny fokon’ny zanak’i Dana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 ary ny lohan’ny firenena taranak’i Dana dia Boky, zanak’i Jogly;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 ary ny lohan'ny firenena taranak'i Dana dia Boky, zanak'i Jogly;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 34:22
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia nanatona an’i Mosesy ny Reobenita sy ny Gadita ka nanao taminy hoe: –Hanao vala ho an’ny biby fiompy sy tanàna ho an’ny fianankavianay eto izahay;


ho an’ny fokon’i Benjamîna, dia i Elidada zanakalahin’i Kislôna;


ho an’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa, dia i Haniela zanakalahin’i Efôda;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra