Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 32:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Tsy hody izahay raha tsy tafapetraka amin’ny zara taniny avy ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Tsy hody any an-tranonay izahay mandra-pahazoan’ny Zanak’Israely ny zarataniny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Tsy hody izahay raha tsy tafapetraka amin’ny zara taniny avy ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Tsy hody amin’ny tranonay izahay, raha tsy efa samy nahazo ny lovany avy ny zanak’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Tsy hody any an-tranonay izahay, mandra-pahazon’ny Zanak’Isiraely ny zara-taniny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Tsy hody any an-tranonay izahay, mandra-pahazon'ny Zanak'Isiraely ny zara-taniny avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 32:18
2 Rohy Ifampitohizana  

Ampio ny Israelita hafa mandra-panomen’ny TOMPO azy fitsaharana tahaka ny nataony taminareo, ka hananany ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo azy any andafin’i Jôrdàna; dia samy hiverina any amin’ny zaratany izay nomeko anareo avy ianareo.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra