Nomery 32:19 - DIEM PROTESTANTA19 Fa tsy hiara-mandova aminy ny any an-dafy andrefan’i Jôrdàna izahay, satria ny anjara lovanay dia atỳ an-dafy atsinanan’i Jôrdàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Fa tsy hiara-mandray zaratany aminy izahay raha hatrany andafin’i Jordana no ho miankandrefana satria efa azonay atỳ andafy atsinanan’i Jordana atỳ ny zarataninay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Fa tsy hiara-mandova aminy ny any an-dafy andrefan’i Jôrdàna izahay, satria ny anjara lovanay dia atỳ an-dafy atsinanan’i Jôrdàna. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Fa tsy hiara-mandray zaratany aminy any an-dafin’i Jordany izahay, na any ankoatran’izany, fa efa azonay atỳ an-dafin’i Jordany atỳ atsinanana ny anjara lovanay.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Fa tsy hiara-mandray zara-tany aminy izahay hatrany an-dafin’i Jordana no ho miankandrefana, satria efa azonay atỳ an-dafy atsinanan’i Jordana atỳ ny zara-taninay. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Fa tsy hiara-mandray zara-tany aminy izahay hatrany an-dafin'i Jordana no ho miankandrefana, satria efa azonay atỳ an-dafy atsinanan'i Jordana atỳ ny zara-taninay. Jereo ny toko |
Tamin’ny andro nanjakan’i Peka tamin’i Israely no nahatongavan’i Tiglata-Pilesera mpanjakan’i Asiria haka ny tanànan’i Hiôna sy i Abela-Bety-Mahakà mbamin’i Janôka sy i Kedesa ary i Hatsôra; nalainy koa i Gilehada sy i Galilea mbamin’ny tanin’i Naftalỳ manontolo, ary dia nataony sesitany tany Asiria ny mponin’ireo.