Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:43 - DIEM PROTESTANTA

43 dia izay feno iray volana no ho miakatra; ka nahatratra 22 273 ny fitambarany araka ny lisitry ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

43 Ny lahimatoa rehetra izay nisaina, araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia telo amby fitopolo sy roanjato sy roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 dia izay feno iray volana no ho miakatra; ka nahatratra 22 273 ny fitambarany araka ny lisitry ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

43 ka nisy 22.273 ny lahy matoa rehetra voaisa, hatramin’ny iray volana no ho miakatra, nisaina araka ny anarany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

43 Ary ny lahimatoa rehetra, araka ny anarany tsirairay hatramin’ny iray volana no ho miakatra,–izay nalamina avy taminy dia telo amby fito-polo sy roan-jato sy roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

43 Ary ny lahimatoa rehetra, araka ny anarany tsirairay hatramin'ny iray volana no ho miakatra, izay nalamina avy taminy dia telo amby fito-polo sy roan-jato sy roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

43 Ny lahimatoa rehetra izay nisaina, araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia telo amby fitopolo sy roanjato sy roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:43
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny fitambaran’ny lehilahy levita rehetra feno iray volana no ho miakatra, nisain’i Mosesy sy i Aharôna isan-tarika araka ny didin’ny TOMPO, dia nahatratra 22 000.


Dia nisain’i Mosesy araka ny nandidian’ny TOMPO azy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Israelita,


Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra