Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:42 - DIEM PROTESTANTA

42 Dia nisain’i Mosesy araka ny nandidian’ny TOMPO azy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Israelita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

42 Dia nisain’i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Zanak’Israely, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 Dia nisain’i Mosesy araka ny nandidian’ny TOMPO azy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Israelita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

42 Dia nisain’i Môizy araka ny nandidian’i Iaveh azy, ny lahy matoa rehetra tamin’ny zanak’i Israely,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

42 Dia nalamin’i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Zanak’Isiraely, araka izay efa nandidian’i Jehovah azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

42 Dia nalamin'i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin'ny Zanak'Isiraely, araka izay efa nandidian'i Jehovah azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

42 Dia nisain’i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Zanak’Israely, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:42
2 Rohy Ifampitohizana  

Hatokanao ho Ahy ny Levita ho solon’ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita fa Izaho no TOMPO; dia tahaka izany koa, ny biby fiompin’ny Levita no ho solon’ny voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra eo amin’ny Israelita.


dia izay feno iray volana no ho miakatra; ka nahatratra 22 273 ny fitambarany araka ny lisitry ny anarany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra