Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia nahatratra 7 500.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Izay voaisa, araka ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia dimanjato sy fito arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia nahatratra 7 500.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Ny voaisa tamin’izy ireo, tamin’ny nanisana ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, ny voaisa dia dimanjato amby fito arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary izay nalamina, araka ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia diman-jato amby fito arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary izay nalamina, araka ny isan'ny lahy rehetra hatramin'ny iray volana no ho miakatra, dia diman-jato amby fito arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Izay voaisa, araka ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia dimanjato sy fito arivo.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:22
3 Rohy Ifampitohizana  

I Gersôna no razan’ny Gersônita izay misy tarika roa, dia ny Libnita sy ny Simehita.


Nitoby teo ivohon’ny Fonena-masina, teo andrefany, ny Gersônita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra