Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Nitoby teo ivohon’ny Fonena-masina, teo andrefany, ny Gersônita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ny fianakavian’ny Gersonita dia hitoby eo ivohon’ny tabernakely, avy eo andrefany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Nitoby teo ivohon’ny Fonena-masina, teo andrefany, ny Gersônita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Eo ivohon’ny Fonenana, amin’ny lafiny andrefana, no nitobian’ny Gersônita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ny fokon’ny Gersonita dia hitoby eo ivohon’ny tabernakely, dia eo andrefany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ny fokon'ny Gersonita dia hitoby eo ivohon'ny tabernakely, dia eo andrefany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Ny fianakavian’ny Gersonita dia hitoby eo ivohon’ny tabernakely*, avy eo andrefany.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:23
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa ny Levita kosa dia hitoby manodidina ny Fonena-masina mba tsy hirehitra amin’ny fiangonan’ny Israelita ny fahatezerako.»


«Dia handroso ny Tranolay fihaonana sy ny andian’ny Levita eo anelanelan’ny vondron-tafika roa mialoha sy ny vondron-tafika roa manaraka. Handroso araka ny filaharany eo amin’izay itobiany ihany ny levita, ka hanaraka ny fanevan’ny tarika misy azy avy.


Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia nahatratra 7 500.


I Eliasafa zanakalahin’i Laela no filoham-pianakaviamben’ny Gersônita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra