Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:15 - DIEM PROTESTANTA

15 –Ataovy ny fanisana ny taranak’i Levỳ isam-pianakaviana sy isan-tarika avy, ka ny Levita lahy rehetra feno iray volana no ho miakatra no hoisainao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Isao ny levita araka ny fianakaviany; ny lahy rehetra eo aminy hatramin’ny iray volana no ho miakatra no hisainao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 –Ataovy ny fanisana ny taranak’i Levỳ isam-pianakaviana sy isan-tarika avy, ka ny Levita lahy rehetra feno iray volana no ho miakatra no hoisainao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 «Alao isa, araka ny fokom-pianakaviany, araka ny fianakaviany avy, ny taranak’i Levỳ, ka ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra no isao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Alamino ny Levita araka ny fianakaviany sy ny fokony; ny lahy rehetra eo aminy hatramin’ny iray volana no ho miakatra no halaminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Alamino ny Levita araka ny fianakaviany sy ny fokony; ny lahy rehetra eo aminy hatramin'ny iray volana no ho miakatra no halaminao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Isao ny levita* araka ny fianakaviany; ny lahy rehetra eo aminy hatramin’ny iray volana no ho miakatra no hisainao.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:15
17 Rohy Ifampitohizana  

Ny fanoratana ny mpisorona moa dia natao araka ny fianakaviany avy; fa ny levita kosa, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia nosoratana araka ny anjara raharahany sy araka ny antokony avy.


Izaho dia tia izay tia ahy; ary izay mikatsaka ahy no hahita ahy.


«Ndeha ataovy antso avo ao Jerosalema fa izao no lazaiko: «Tsaroako ny toetranao fahiny, ry Israely. Endrey izany fifikiranao tamiko fony ianao mbola tanora! Endrey izany fitiavanao Ahy fony ianao mbola fofombadiko! Nanaraka Ahy hatrany an-taniefitra ianao, tany amin’ny faritany tsy nisy zava-maniry.


Hoy izy hoe: ‹Avy lavitra ny TOMPO no tonga niseho tamiko.› ka hoy ny navaliko azy: ‹Fitiavana mandrakizay no itiavako anao ka famindrampo no itaomako anao hanatona Ahy.


dia izay vatan-dehilahy feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana. Ianao sy i Aharôna no hanisa ireo araka ny tafika misy azy avy.


Fa tsy mba natao fanisana niaraka tamin’ny Israelita hafa ny Levita.


Toy izao no voaisa ho taranak’i Levỳ, araka ny tarika tao aminy: ny Gersônita avy tamin’i Gersôna; ny Kehatita avy tamin’i Kehata; ny Merarita avy tamin’i Merarỳ.


Ny fitambaran’ny lehilahy levita rehetra nihoatra ny iray volana dia 23 000. Tsy niara-natao fanisana tamin’ny Israelita izy, satria tsy mba nomena zaratany teo anivon’ny Israelita.


Dia nataon’i Mosesy ny fanisana azy ireo, araka izay nandidian’ny TOMPO azy.


Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia nahatratra 7 500.


Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia 8 600. Ireo no mpikarakara ny Fonena-masina.


Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia 6 200.


dia izay feno iray volana no ho miakatra; ka nahatratra 22 273 ny fitambarany araka ny lisitry ny anarany.


Nahita izany i Jesoa ka tezitra ary nilaza tamin’ny mpianany hoe: –Avelao ny ankizy madinika hanatona Ahy, fa aza raràna, satria an’ny toa azy ireny ny Fanjakàn’Andriamanitra.


Hatramin’ny fahazazànao no efa nahalalanao ny Soratra Masina izay manome fahendrena anao hahazoanao famonjena, noho ny finoanao an’i Kristy Jesoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra