Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Niteny tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ny tany efitr’i Sinay hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Niteny tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Tany an’efitra Sinaia, dia niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy tany an-efitr’i Sinay ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy tany an-efitr'i Sinay ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ny tany efitr’i Sinay hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:14
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Levỳ dia i Gersôna sy i Kehata ary i Merarỳ.


Ny andro voalohany tamin’ny volana fahatelo taorian’ny nialan’ny Israelita tany Ejipta no nahatongavany tao an-taniefitr’i Sinay.


Fa tsy mba natao fanisana niaraka tamin’ny Israelita hafa ny Levita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra