Nomery 3:13 - DIEM PROTESTANTA13 satria Ahy ny voalohan-teraka rehetra. Tamin’ny andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany Ejipta no nanokanako ny voalohan-teraka rehetra tamin’ny Israelita ho Ahy, na olona izay na biby fiompy: Ahy ireo. Izaho no TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Satria Ahy ny lahimatoa rehetra; tamin’ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin’ny tany Ejipta no nanamasinako ny voalohan-teraka rehetra eo amin’ny Israely ho Ahy, na olona, na biby fiompy: Ahy ireo. Izaho no TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 satria Ahy ny voalohan-teraka rehetra. Tamin’ny andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany Ejipta no nanokanako ny voalohan-teraka rehetra tamin’ny Israelita ho Ahy, na olona izay na biby fiompy: Ahy ireo. Izaho no TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 satria Ahy ny lahy matoa rehetra. Tamin’ilay andro namelezako ny lahy matoa rehetra tany amin’ny tany Ejipta no nanokanako ho Ahy ny voalohan-teraka rehetra amin’i Israely, na olona na biby fiompy; ka dia Ahy ireo, fa Izaho no Iaveh.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 satria Ahy ny lahimatoa rehetra; tamin’ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin’ny tany Egypta no nanamasinako ny voalohan-teraka rehetra eo amin’ny Isiraely ho Ahy, na olona, na biby fiompy: Ahy ireo; Izaho no Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 satria Ahy ny lahimatoa rehetra; tamin'ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin'ny tany Egypta no nanamasinako ny voalohan-teraka rehetra eo amin'ny Isiraely ho Ahy, na olona, na biby fiompy: Ahy ireo; Izaho no Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Satria Ahy ny lahimatoa rehetra; tamin’ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin’ny tany Ejipta no nanamasinako ny voalohan-teraka rehetra eo amin’ny Israely ho Ahy, na olona, na biby fiompy: Ahy ireo. Izaho no TOMPO. Jereo ny toko |
Niziriziry tsy nety nandefa anay ny Farao, ka naringan’ny TOMPO ny lahimatoa rehetra tany Ejipta, nanomboka tamin’ny voalohan-teraky ny olona ka hatramin’ny voalohan-teraky ny biby fiompy. Izany no anoloranay ho sorona amin’ny TOMPO ny lahy voalohan-teraka rehetra eo amin’ny biby; fa ny lahimatoa eo amin’ny zanakay kosa dia havotanay.»