Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Dia nataon’i Mosesy ny fanisana azy ireo, araka izay nandidian’ny TOMPO azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ary nanisa azy ireo i Mosesy araka ny tenin’NY TOMPO, dia araka izay efa nandidiana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Dia nataon’i Mosesy ny fanisana azy ireo, araka izay nandidian’ny TOMPO azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Dia nataon’i Môizy ny fanisana azy ireo, noho ny tenin’i Iaveh, araka ny nandidiany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary Mosesy nandamina azy araka ny tenin’i Jehovah, araka izay efa nandidiana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary Mosesy nandamina azy araka ny tenin'i Jehovah, araka izay efa nandidiana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ary nanisa azy ireo i Mosesy araka ny tenin’NY TOMPO, dia araka izay efa nandidiana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:16
11 Rohy Ifampitohizana  

Dia notanterahin’ireo zanakalahin’i Jakôba izay nasaina nataony. Koa nomen’i Jôsefa sarety izy araka ny baikon’ny Farao, sady nomeny vatsin-dalana koa.


–Ataovy ny fanisana ny taranak’i Levỳ isam-pianakaviana sy isan-tarika avy, ka ny Levita lahy rehetra feno iray volana no ho miakatra no hoisainao.


Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levỳ: i Gersôna, i Kehata ary i Merarỳ.


Ny fitambaran’ny lehilahy levita rehetra feno iray volana no ho miakatra, nisain’i Mosesy sy i Aharôna isan-tarika araka ny didin’ny TOMPO, dia nahatratra 22 000.


dia natolotr’i Mosesy an’i Aharôna sy ny zanany izany vola avotra izany, araka ny didy nampitain’ny TOMPO tamin’i Mosesy.


Araka ny baikon’i Aharôna sy ny zanany no hanaovan’ny Gersônita ny asa fanompoany, na momba ny fitondrana ireo entana izany, na momba ny fanatanterahana ny asa. Izy telo mianaka no hiteny aminy izay tokony hataony sy izay tokony hoentiny.


Dia hanatona eo ny mpisorona taranak’i Levỳ, satria izy no voafidin’ny TOMPO Andriamanitrareo hanompo AZY sy hitsodrano amin’ny anarany; koa araka ny tenin’ny mpisorona no handaminana ny ady sy vonoana isan-karazany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra