Nomery 27:7 - DIEM PROTESTANTA7 –Marina ny an’ireo zanakavavin’i Tselôfehada, koa omeo zaratany ho fananany tahaka ireo rahalahin-drainy tokoa izy ka afindrao aminy ny anjaran-drainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Marina ny tenin’ny zanakavavin’i Zelofada: Omeo zaratany eo amin’ny rahalahin-drainy tokoa izy; dia ampandovay ny zaratanin’ny rainy izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 –Marina ny an’ireo zanakavavin’i Tselôfehada, koa omeo zaratany ho fananany tahaka ireo rahalahin-drainy tokoa izy ka afindrao aminy ny anjaran-drainy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 «Zavatra araka ny rariny tsara ny nolazain’ny zanaka vavin’i Salfaada, ka omeo zaratany ho lovany eo amin’ny rahalahin-drainy izy, dia ny anjaran-drainy no atolory ho lovany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Marina ny tenin’ny zanakavavin’i Zelofada: omeo zara-tany eo amin’ny rahalahin-drainy tokoa izy; dia ampandovay ny zara-tanin-drainy izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Marina ny tenin'ny zanakavavin'i Zelofada: omeo zara-tany eo amin'ny rahalahin-drainy tokoa izy; dia ampandovay ny zara-tanin-drainy izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Marina ny tenin’ny zanakavavin’i Zelofada: Omeo zaratany eo amin’ny rahalahin-drainy tokoa izy; dia ampandovay ny zaratanin’ny rainy izy. Jereo ny toko |
Nanatona an’i Elehazara mpisorona sy i Josoa zanakalahin’i Nona ary ireo loholom-bahoaka izy dimy mirahavavy ka nanao hoe: –Ny TOMPO efa nandidy an’i Mosesy mba hanome anay zaratany eo anivon’ireo lehilahy mpiray foko aminay. Dia nisy zaratany nomena azy teo anivon’ireo lehilahy mpiray foko aminy araka ny didin’ny TOMPO.