Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 27:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Ary niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Ary niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 ka hoy i Iaveh tamin’i Môizy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 27:6
4 Rohy Ifampitohizana  

Nentin’i Mosesy teo amin’ny TOMPO ny fitarainan’izy dimy mirahavavy.


–Marina ny an’ireo zanakavavin’i Tselôfehada, koa omeo zaratany ho fananany tahaka ireo rahalahin-drainy tokoa izy ka afindrao aminy ny anjaran-drainy.


Koa tsy misy intsony ny hoe Jiosy na hafa firenena, tsy misy intsony ny hoe mpanompo na tsy mpanompo, tsy misy intsony ny hoe lehilahy na vehivavy; fa olona iray ihany ianareo rehetra, noho ianareo tafaray amin’i Kristy Jesoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra